Psalms 57:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misandrata any ambonin’ny lanitra Ianao, Andriamanitra ô! Aoka ho ambonin’ny tany rehetra ny voninahitrao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mahatakatra ny lanitra ny tsy fivadihanao, ary mihatra amin’ny rahona ny fahamarinanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria lehibe tafapaka amin’ny lanitra ny fitiavanao ary avo tafapaka amin’ny rahona ny fahamarinanao.
Malagasy Bible 1865
Misandrata any ambonin'ny lanitra Hianao, Andriamanitra ô; aoka ho ambonin'ny tany rehetra ny voninahitrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misandrata any ambonin’ny lanitra Ianao, Andriamanitra ô! Aoka ho ambonin’ny tany rehetra ny voninahitrao!
malagasy
Misandrata any ambonin'ny lanitra Hianao, Andriamanitra ô; aoka ho ambonin'ny tany rehetra ny voninahitrao.