Psalms 57:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitaraina amin’Andriamanitra Avo Indrindra aho, dia amin’Andriamanitra izay manatanteraka ny asany ho ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mamindrà fo amiko Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko, fa ao aminao no itadiavan’ny fanahiko fiarovana, amin’ny aloky ny elatrao no iafenako, mandra-pahalasan’ny loza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iantrao aho, Andriamanitra ô, iantrao satria Ianao no fialofako; eo ambany elatrao tokoa no ialofako mandra-pidifin’ny loza.
Malagasy Bible 1865
Hitaraina amin'Andriamanitra Avo Indrindra aho, dia amin'Andriamanitra Izay mahatanteraka ho ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitaraina amin’Andriamanitra Avo Indrindra aho, dia amin’Andriamanitra izay manatanteraka ny asany ho ahy.
malagasy
Hitaraina amin'Andriamanitra Avo Indrindra aho, dia amin'Andriamanitra Izay mahatanteraka ho ahy.