Psalms 57:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Haniraka famonjena ho ahy avy any an-danitra Izy raha mbola miteny ratsy ny olona izay misafoaka manenjika ahy. Eny, Andriamanitra haniraka ny famindrampony sy ny fahamarinany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitaraina amin’Andriamanitra Avo indrindra aho, ilay Andriamanitra izay manao ny zavatra rehetra ho ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay Andriamanitra Avo Indrindra no antsoiko, dia ilay Andriamanitra manao izay mahasoa ahy.
Malagasy Bible 1865
Haniraka avy any an-danitra Izy ka hamonjy ahy, raha miteny ratsy izay misafoaka manenjika ahy; eny, Andriamanitra haniraka ny famindram-pony sy ny fahamarinany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Haniraka famonjena ho ahy avy any an-danitra Izy raha mbola miteny ratsy ny olona izay misafoaka manenjika ahy. Eny, Andriamanitra haniraka ny famindrampony sy ny fahamarinany.
malagasy
Haniraka avy any an-danitra Izy ka hamonjy ahy, raha miteny ratsy izay misafoaka manenjika ahy; eny, Andriamanitra haniraka ny famindram-pony sy ny fahamarinany.