Psalms 57:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eo afovoan’ny liona aho; mandry eo amin’ny mpihinana olona aho; lefona sy zana-tsipìka ny nifiny ary sabatra maranitra ny lelany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Haniraka famonjena avy any an-danitra ho ahy koa Izy; - fanalam-baraka no atolotry ny mpanenjika ahy! - Selà Haniraka ny hatsaram-pony amam-pahamarinany Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hirahiny avy any an-danitra anie ny famonjena ahy, hataony ho afa-baràka anie ireo mpanenjika ahy! Fiatoana Eny, hirahin’Andriamanitra ho amiko anie ny fitiavana amam-pahamarinany!
Malagasy Bible 1865
Ny fanahiko dia eo afovoan'ny liona; handry eo amin'ny masiaka aho, dia eo amin'ny zanak'olombelona,- lefona sy zana-tsipìka ny nifiny, ary sabatra maranitra ny lelany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eo afovoan’ny liona aho; mandry eo amin’ny mpihinana olona aho; lefona sy zana-tsipìka ny nifiny ary sabatra maranitra ny lelany.
malagasy
Ny fanahiko dia eo afovoan'ny liona; handry eo amin'ny masiaka aho, dia eo amin'ny zanak'olombelona,- lefona sy zana-tsipìka ny nifiny, ary sabatra maranitra ny lelany.