Psalms 57:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misandrata any ambonin’ny lanitra Ianao, Andriamanitra ô! Aoka ho ambonin’ny tany rehetra ny voninahitrao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandry eo afovoan’ny liona aho, dia ao afovoan’ny olona miloaka afo, izay manana lefona aman-jana-tsipìka, ho solon’ny nify; ary sabatra maranitra no lelany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho monina afovoan’ny fahavalo masiaka izay tahaka ny liona mandripaka olona: toy ny lefona na zana-tsipîka ny nifiny, toy ny sabatra maranitra ny lelany.
Malagasy Bible 1865
Misandrata any ambonin'ny lanitra Hianao, Andriamanitra ô! aoka ho ambonin'ny tany rehetra ny voninahitrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misandrata any ambonin’ny lanitra Ianao, Andriamanitra ô! Aoka ho ambonin’ny tany rehetra ny voninahitrao!
malagasy
Misandrata any ambonin'ny lanitra Hianao, Andriamanitra ô! aoka ho ambonin'ny tany rehetra ny voninahitrao.