Psalms 57:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namela fandrika harato haningotra ny diako izy ary nitanondrika aho; nihady lavaka teo anoloako izy, kanjo ny tenany ihany no latsaka ao anatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misandratra any ambonin’ny lanitra Ianao, Andriamanitra ô! Hamirapiratra ambonin’ny tany rehetra anie ny voninahitrao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, misandrata Ianao hanerinerina any an-tampon’ny lanitra. Aoka anie ny voninahitrao hamiratra amin’ny tany tontolo!
Malagasy Bible 1865
Efa namela-pandrika harato haningotra ny diako izy, ary nampitanondrika ny fanahiko; nihady lavaka teo anoloako izy, kanjo ny tenany ihany no latsaka ao anatiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namela fandrika harato haningotra ny diako izy ary nitanondrika aho; nihady lavaka teo anoloako izy, kanjo ny tenany ihany no latsaka ao anatiny.
malagasy
Efa namela-pandrika harato haningotra ny diako izy, ary nampitanondrika ny fanahiko; nihady lavaka teo anoloako izy, kanjo ny tenany ihany no latsaka ao anatiny. [Na: nitanondrika ny fanahiko]