Psalms 57:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tafatoetra ny foko, Andriamanitra ô, eny, tafatoetra ny foko; hihira sy hankalaza aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namela-pandrika teo alohan’ny diako izy; efa nitanondrika sahady ny fanahiko; efa nihady lavaka teo anoloako izy: ny tenany ihany no latsaka tao! - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo fahavaloko efa namelatra fandrika harato tamin’ny lalako mba hampitanondrika ahy; nihadiany longoa teo anoloako, kanjo izy ihany no latsaka tao. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Tafatoetra ny foko, Andriamanitra ô, eny, tafatoetra ny foko; hihira sy hankalaza aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tafatoetra ny foko, Andriamanitra ô, eny, tafatoetra ny foko; hihira sy hankalaza aho.
malagasy
Tafatoetra ny foko, Andriamanitra ô, eny, tafatoetra ny foko; hihira sy hankalaza aho.