Psalms 57:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifohaza, ry voninahitro! Mifohaza, ry valiha sy lokanga! Hampifoha ny maraina aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tafaorina mafy ny foko, ry Andriamanitra, tafaorina mafy ny foko; hihira aho ary hampanakoako zava-maneno an-kafaliana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, mitombina dia mitombina ny foko ka hihira sy hankalaza Anao amin-tsalamo aho.
Malagasy Bible 1865
Mifohaza, ry voninahitro; mifohaza ry valiha sy lokanga; hifoha maraina koa aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifohaza, ry voninahitro! Mifohaza, ry valiha sy lokanga! Hampifoha ny maraina aho.
malagasy
Mifohaza, ry voninahitro; mifohaza ry valiha sy lokanga; hifoha maraina koa aho.[Na: Hampifoha ny maraina aho]