Psalms 58:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hifaly ny marina raha mahita ny famaliana; hanasa ny tongony amin’ny ran’ny ratsy fanahy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola tsy maimbo tsilo akory ny vilaninareo, dia hindaosin’ny oram-baratra ireny, na ny lena na ny maina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mbola tonga kirihitra akory ny tsilo novolen’ny olon-dratsy, dia hongotan’ny tafiotra sahady na mbola maitso na efa maina.
Malagasy Bible 1865
Hifaly ny marina, raha mahita ny famaliana; hanasa ny tongony amin'ny ran'ny ratsy fanahy izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hifaly ny marina raha mahita ny famaliana; hanasa ny tongony amin’ny ran’ny ratsy fanahy izy.
malagasy
Hifaly ny marina, raha mahita ny famaliana; hanasa ny tongony amin'ny ran'ny ratsy fanahy izy;Dia hiteny ny olona ka hanao hoe: misy valiny tokoa ho an'ny marina; misy tokoa Andriamanitra Izay mitsara etỳ ambonin'ny tany.[Heb: vokatra]