Psalms 58:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hiteny ny olona hoe: Misy valisoa tokoa ho an’ny marina; Misy tokoa Andriamanitra izay mitsara etỳ ambonin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hifaly amin’ny fahitana ny famaliana, ny marina; handro tongotra amin’ny ran’ny ratsy fanahy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olo-marina hifaly hahita ny famaliana ny mpanota sy hanasa tongotra amin’ny ran’ireo olon-dratsy.
Malagasy Bible 1865
Dia hiteny ny olona ka hanao hoe: misy valiny tokoa ho an'ny marina; misy tokoa Andriamanitra Izay mitsara etỳ ambonin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hiteny ny olona hoe: Misy valisoa tokoa ho an’ny marina; Misy tokoa Andriamanitra izay mitsara etỳ ambonin’ny tany.
malagasy
Dia hiteny ny olona ka hanao hoe: misy valiny tokoa ho an'ny marina; misy tokoa Andriamanitra Izay mitsara etỳ ambonin'ny tany.[Heb: vokatra]