Psalms 58:12 — Compare Translations
2 translations compared side by side
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia hiteny hoe ny olona: «Eny misy valiny tokoa ho an’ny marina, misy tokoa Andriamanitra izay mitsara etỳ ambonin’ny tany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay ny besinimaro hiaiky hoe: «Eny, valisoa no anjaran’ny olomarina; eny, misy Andriamanitra mitsara eto an-tany.»