Psalms 58:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mivily lalana hatrany am-bohoka ny ratsy fanahy; mania hatrany an-kibo izy ka miteny lainga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsia, mamorona hevi-dratsy ao am-ponareo ianareo, amidinareo an-danjany eo amin’ny tany ny fanaovan’ny tananareo an-keriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy izany, fa minia manao ny ratsy ianareo; ny herisetra ataonareo no afafinareo amin’ity tany ity.
Malagasy Bible 1865
Mivily hatrany am-bohoka ny ratsy fanahy; mania hatrany an-kibo izy ka miteny lainga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mivily lalana hatrany am-bohoka ny ratsy fanahy; mania hatrany an-kibo izy ka miteny lainga.
malagasy
Mivily hatrany am-bohoka ny ratsy fanahy; mania hatrany an-kibo izy ka miteny lainga.