Psalms 58:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy poizina tahaka ny an’ny menarana aminy; eny, tahaka ny vipera marenina izay manentsin-tadìny izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Simba hatrany am-bohoka ny ratsy fanahy, mania hatramin’ny fony vao teraka ny fandainga.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatrany am-bohòka ny olon-dratsy no mivoana; hatramin’ny vao teraka ny mpandainga no maniasia.
Malagasy Bible 1865
Misy poizina tahaka ny an'ny menarana aminy; eny, tahaka ny vipera marenina izay manentsin-tadiny izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy poizina tahaka ny an’ny menarana aminy; eny, tahaka ny vipera marenina izay manentsin-tadìny izy,
malagasy
Misy poizina tahaka ny an'ny menarana aminy; eny, tahaka ny vipera marenina izay manentsin-tadiny izy,