Psalms 58:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay tsy mihaino ny feon’ny mpandrenoka bibilava, na dia izay mpandrenoka mahay indrindra aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manahaka ny poizin’ny menarana ny poizina aminy, dia ny an’ny menarana marenina, izay manentsin-tadìny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy poizina tahaka ny menarana izy; manentsin-tadîny tahaka ny bibilava marenina
Malagasy Bible 1865
Ka tsy mihaino ny feon'ny mpanao ody, na dia izay mpahay ody indrindra aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay tsy mihaino ny feon’ny mpandrenoka bibilava, na dia izay mpandrenoka mahay indrindra aza.
malagasy
Ka tsy mihaino ny feon'ny mpanao ody, na dia izay mpahay ody indrindra aza.