Psalms 58:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra ô, torotoroy ny nifiny ao am-bavany! Omboty ny vazan’ny liona tanora, TOMPO ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tsy mihaino izay feon’ny mpahavariana azy, ny feon’ny mpanasondriana izay kinga amin’ny fahaiza-manasondriana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay tsy mihaino ny mpanao safosiaka azy, na dia ny mahasondriana indrindra aza.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra ô, torotoroy ny nifiny eo am-bavany; omboty ny vazan'ny liona tanora, Jehovah ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra ô, torotoroy ny nifiny ao am-bavany! Omboty ny vazan’ny liona tanora, TOMPO ô!
malagasy
Andriamanitra ô, torotoroy ny nifiny eo am-bavany; omboty ny vazan'ny liona tanora, Jehovah ô.