Psalms 58:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho ritra tahaka ny ranotrambo izy! Raha aatrany ny zana-tsipìkany dia aoka ho tapa-doha ireny!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra ô, torotoroy ny nifiny ao am-bavany; ry Iaveh ô, omboty ny valanoranon’ireo liona tanora!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, torotoroy ao am-bavany ny nifiny; TOMPO ô, montsany ny vangin’ireo zary liona ireo.
Malagasy Bible 1865
Aoka ho ritra tahaka ny ranotrambo izy; raha atraniny ny zana-tsipìkany, dia aoka ho tapa-doha ireny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho ritra tahaka ny ranotrambo izy! Raha aatrany ny zana-tsipìkany dia aoka ho tapa-doha ireny!
malagasy
Aoka ho ritra tahaka ny ranotrambo izy; raha atraniny ny zana-tsipìkany, dia aoka ho tapa-doha ireny;