Psalms 58:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho tahaka ny lelosy izay miha levona eny am-pandehanana izy; aoka ho tahaka ny zaza vakimanta izay tsy mahita masoandro izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho tonga foana toy ny riaka mandalo! Raha mametraka zana-tsipìka, dia aoka ho dombo, izy ireo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hihanaka toa rano abosasaka anie izy, hadisadisa toa ahitra voahosihosy;
Malagasy Bible 1865
Aoka ho tahaka ny lelosy izay mihalevona eny am-pandehanana izy; Aoka ho tahaka ny zaza-vakimanta izay tsy mahita masoandro izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho tahaka ny lelosy izay miha levona eny am-pandehanana izy; aoka ho tahaka ny zaza vakimanta izay tsy mahita masoandro izy.
malagasy
Aoka ho tahaka ny lelosy izay mihalevona eny am-pandehanana izy; Aoka ho tahaka ny zaza-vakimanta izay tsy mahita masoandro izy.