Psalms 58:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dieny tsy mbola mafanan’ny afon-tsilo ny vilaninareo, aoka ho entin’ny tafio-drivotra ireny, na ny lena na ny maina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hanahaka ny lelosy izay miempo eo am-pandehanana! Aoka tsy hahita masoandro toa zaza vaky manta ireo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ho tahaka ny lelosy anie izy, ka hiempo eny am-pandehanana; ho tahaka ny zaza tsy tonga volana ka tsy hahita masoandro na oviana na oviana!
Malagasy Bible 1865
Dieny tsy mbola mafanan'ny afon-tsilo ny vilaninareo, aoka ho entin'ny tafio-drivotra ireny, na ny lena na ny maina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dieny tsy mbola mafanan’ny afon-tsilo ny vilaninareo, aoka ho entin’ny tafio-drivotra ireny, na ny lena na ny maina.
malagasy
Dieny tsy mbola mafanan'ny afon-tsilo ny vilaninareo, aoka ho entin'ny tafio-drivotra ireny, na ny lena na ny maina.