Psalms 59:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Afaho amin’ny fahavaloko aho, Andriamanitro ô; asondroty eo amin’ny avo aho mba tsy ho azon’izay mikomy amiko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’ny mpampianatra hira. Aza mandrava. Hiran’i Davida. Fony i Saola naniraka hiambina ny tranony, hamonoany azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Hohiraina araka ny feon’ny hoe «Aza ravana...». Hira malefaka nataon’i Davida, fony i Saoly naniraka hiambina ny tranon’i Davida mba hamonoany azy.
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny mpiventy hira. Al-tasheth. Miktama nataon'i Davida, fony Saoly naniraka, ka nisy niambina ny trano hamonoana azy. Afaho amin'ny fahavaloko aho, Andriamanitro ô; asondroty eo amin'ny avo aho tsy ho azon'izay miodina amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Afaho amin’ny fahavaloko aho, Andriamanitro ô; asondroty eo amin’ny avo aho mba tsy ho azon’izay mikomy amiko!
malagasy
[Fitarainan'izay misy fahavalo maro mitady hahafaty azy] Ho an'ny mpiventy hira. Al-tasheth. Miktama nataon'i Davida, fony Saoly naniraka, ka nisy niambina ny trano hamonoana azy. Afaho amin'ny fahavaloko aho, Andriamanitro ô; asondroty eo amin'ny avo aho tsy ho azon'izay miodina amiko.