Psalms 59:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra izay mamindra fo amiko no hialoha ahy; hataon’Andriamanitra faly mijery ny amin’ny fahavaloko aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Heriko ô, dia hitodika any aminao aho, fa Andriamanitra no trano mimandako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry Heriko ô, Ianao no andrandraiko satria Andriamanitra fiarovana avo ho ahy.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra, Izay mamindra fo amiko, no hialoha ahy; hataon'Andriamanitra faly mijery ny amin'ny fahavaloko aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra izay mamindra fo amiko no hialoha ahy; hataon’Andriamanitra faly mijery ny amin’ny fahavaloko aho.
malagasy
Andriamanitra, Izay mamindra fo amiko, no hialoha ahy; hataon'Andriamanitra faly mijery ny amin'ny fahavaloko aho.