Psalms 59:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza vonoinao izy, fandrao hanadino izany ny fireneko; ampirenireneo amin’ny herinao izy ka aripaho, ry Tompo, ampinganay, ô.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho avy mialoha ahy ilay Andriamanitra manambina ahy, hampibanjina ahy ny fahavaloko Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay Andriamanitra fatra-pitia ahy dia ho avy tokoa hialoha ahy ka hataony hitako ny fahavaloko resy.
Malagasy Bible 1865
Aza mahafaty azy Hianao, fandrao hanadino izany ny fireneko. Ampirenireneo amin'ny herinao izy, ka aripaho, ry Tompo ô, Ampinganay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza vonoinao izy, fandrao hanadino izany ny fireneko; ampirenireneo amin’ny herinao izy ka aripaho, ry Tompo, ampinganay, ô.
malagasy
Aza mahafaty azy Hianao, fandrao hanadino izany ny fireneko. Ampirenireneo amin'ny herinao izy, ka aripaho, ry Tompo ô, Ampinganay.