Psalms 59:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aringano an-katezerana izy, aringano mba tsy hisy intsony izy! Aoka ho fantany fa Andriamanitra no manapaka eo amin’i Jakoba ka hatramin’ny faran’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manota ny vavany, isaky ny miteny ny molony; aoka ho voasingotry ny reharehany ny tenany, noho ny ozona aman-dainga tononiny!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao miteny izy, dia manota aminao; koa ataovy voafandriky ny avonavony sy tratry ny ozona aman-dainga tanisainy.
Malagasy Bible 1865
Aringano an-katezerana izy, aringano mba tsy ho ao intsony; ary aoka ho fantany fa Andriamanitra no manapaka eo amin'ny Jakoba ka hatramin'ny faran'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aringano an-katezerana izy, aringano mba tsy hisy intsony izy! Aoka ho fantany fa Andriamanitra no manapaka eo amin’i Jakoba ka hatramin’ny faran’ny tany.
malagasy
Aringano an-katezerana izy, aringano mba tsy ho ao intsony; ary aoka ho fantany fa Andriamanitra no manapaka eo amin'ny Jakoba ka hatramin'ny faran'ny tany.