Psalms 59:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miverina ireny nony hariva ka mierona tahaka ny alika sady mandehandeha manerana ny tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aringano amin’ny hatezeranao izy, aringano tsy ho eo intsony ireny. Aoka ho fantany fa Andriamanitra no manjaka eo amin’i Jakôba hatrany amin’ny faran’ny tany. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aringano an-katezerana izy, aringano ka aza avela hisy hiangana; dia ho fantatra hatrany am-paran’ny tany fa Andriamanitra no mifehy eo amin’ny taranak’i Jakôba. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Ary miverina nony hariva ireny ka mierona tahaka ny alika, sady mandehandeha eran'ny tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miverina ireny nony hariva ka mierona tahaka ny alika sady mandehandeha manerana ny tanàna.
malagasy
Ary miverina nony hariva ireny ka mierona tahaka ny alika, sady mandehandeha eran'ny tanàna.