Psalms 59:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miriorio mitady hanina izy; raha tsy voky izy dia any ihany mandritra ny alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miverina izy ny hariva, dia mierona toy ny amboa mandeha manodidina ny tanàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony hariva, dia mitampody ireo fahavaloko ka toa andian’alika mivovò mihaodihaody eran’ny tanàna
Malagasy Bible 1865
Miriorio mitady hanina izy; raha tsy voky izy, dia any ihany mandritra ny alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miriorio mitady hanina izy; raha tsy voky izy dia any ihany mandritra ny alina.
malagasy
Miriorio mitady hanina izy; raha tsy voky izy, dia any ihany mandritra ny alina.