Psalms 59:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izaho kosa dia hihira ny herinao ary hihoby ny famindramponao nony maraina, satria fiarovana avo ho ahy Ianao ary fandosirako amin’ny andro fahoriana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mirenireny atsỳ arỳ, mitady ny rembiny, mitrontròna izy raha tsy voky.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady miriorio mitady hanina; ka raha tsy voky izy, dia maneronerona.
Malagasy Bible 1865
Fa izaho kosa dia hihira ny herinao, ary hihoby ny famindram-ponao nony maraina, satria fiarovana avo ho ahy Hianao, ary fandosirako amin'ny andro fahoriana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izaho kosa dia hihira ny herinao ary hihoby ny famindramponao nony maraina, satria fiarovana avo ho ahy Ianao ary fandosirako amin’ny andro fahoriana.
malagasy
Fa izaho kosa dia hihira ny herinao, ary hihoby ny famindram-ponao nony maraina, satria fiarovana avo ho ahy Hianao, ary fandosirako amin'ny andro fahoriana.Ry Heriko ô, Hianao no hankalazaiko; fa Andriamanitra no fiarovana avo ho ahy, dia Andriamanitra Izay mamindra fo amiko.