Psalms 59:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry Heriko ô, Ianao no hankalazaiko; fa Andriamanitra no fiarovana avo ho ahy, dia Andriamanitra izay mamindra fo amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izaho kosa hihira ny herinao, ary hankalaza ny hatsaram-ponao, nony maraina; satria Trano mimandako Ianao, sy Fialofako amin’ny andro fahoriako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho kosa hihira ny herinao sy hihoby vao maraina ny fitiavanao, satria Ianao fiarovana avo ho ahy sady fialofana amin’ny andro fahoriana.
Malagasy Bible 1865
Ry Heriko ô, Hianao no hankalazaiko; fa Andriamanitra no fiarovana avo ho ahy, dia Andriamanitra Izay mamindra fo amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry Heriko ô, Ianao no hankalazaiko; fa Andriamanitra no fiarovana avo ho ahy, dia Andriamanitra izay mamindra fo amiko.
malagasy
Ry Heriko ô, Hianao no hankalazaiko; fa Andriamanitra no fiarovana avo ho ahy, dia Andriamanitra Izay mamindra fo amiko.