Psalms 59:18 — Compare Translations
2 translations compared side by side
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Heriko ô, hihira ho an’ny voninahitrao aho, fa Trano mimandako Andriamanitra, ilay Andriamanitra manambina ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry Heriko ô, mankalaza Anao amin-tsalamo aho satria Ianao Andriamanitra fiarovana avo ho ahy, dia ilay Andriamanitra fatra-pitia ahy.