Psalms 59:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Afaho amin’ny mpanao ratsy aho ary vonjeo ho afaka amin’ny mpandatsa-dra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Afaho amin’ny fahavaloko aho, Andriamanitra ô, arovy tsy ho azon’ireo mpanohitra ahy aho!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, afaho amin’ny fahavaloko aho, arovy tsy ho voan’ireo mpamely ahy.
Malagasy Bible 1865
Afaho amin'ny mpanao ratsy aho, ary vonjeo amin'ny mpandatsa-drà.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Afaho amin’ny mpanao ratsy aho ary vonjeo ho afaka amin’ny mpandatsa-dra!
malagasy
Afaho amin'ny mpanao ratsy aho, ary vonjeo amin'ny mpandatsa-drà.