Psalms 59:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa indro, manao vela-pandrika hahazo ny aiko izy; misy olo-mahery mioko hamely ahy, nefa tsy fahadisoako ary tsy fahotako, TOMPO ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Afaho amin-dry zareo mpanao ratsy aho, ary vonjeo tsy ho azon’ny olona mpandatsa-dra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Afaho amin’ny mpanao ratsy aho, vonjeo tsy ho azon’ny mpandatsa-dra.
Malagasy Bible 1865
Fa, indro, manotrika hahazo ny aiko izy; miangona hanohitra ahy ny mahery, nefa tsy fahadisoako ary tsy fahotako, Jehovah ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa indro, manao vela-pandrika hahazo ny aiko izy; misy olo-mahery mioko hamely ahy, nefa tsy fahadisoako ary tsy fahotako, TOMPO ô!
malagasy
Fa, indro, manotrika hahazo ny aiko izy; miangona hanohitra ahy ny mahery, nefa tsy fahadisoako ary tsy fahotako, Jehovah ô.