Psalms 59:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy misy heloko, nefa miomana hamely ahy izy; koa mifohaza hitsena ahy ka jereo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa indro izy manotrika hanala ny aiko; olona mpanao an-keriny no miray tetika hamely ahy; na dia tsy meloka aza aho, na dia tsy nanota aza aho, ry Iaveh,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indreo izy miery ka mikendry hahafaty ahy; olo-matanjaka no mivorivory hamely ahy, kanefa tsy meloka aho na nanota, TOMPO ô;
Malagasy Bible 1865
Tsy heloko no ihazakazahany sy iomanany, koa mifohaza hitsena ahy, ka jereo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy misy heloko, nefa miomana hamely ahy izy; koa mifohaza hitsena ahy ka jereo!
malagasy
Tsy heloko no ihazakazahany sy iomanany, koa mifohaza hitsena ahy, ka jereo.[Heb. vokatra]