Psalms 59:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Ianao, RY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely ô, mifohaza hitsara ny firenena rehetra! Aza mamindra fo amin’izay mpivadika sady ratsy fanahy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na dia manan-tsiny aza aho, dia mirohotra hanotrika izy ireo. Mifohaza, avia hitsena ahy, sy hijery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsy misy hadisoana vitako velively, kanefa milomay izy mivonon-kijoko ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary Hianao, Jehovah ô, Andriamanitry ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, mifohaza hitsara ny firenen-tsamy hafa; aza mamindra fo amin'izay mpivadika ratsy fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Ianao, RY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely ô, mifohaza hitsara ny firenena rehetra! Aza mamindra fo amin’izay mpivadika sady ratsy fanahy!
malagasy