Psalms 59:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miverina ireny nony ny hariva ka mierona tahaka ny alika sady mandehandeha manerana ny tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao, ry Iaveh, Andriamanitry ny tafika, Andriamanitr’i Israely, mitsangàna Ianao, hamay ny firenena rehetra, ka tsy ananana antra akory ireny mpamadika sy mpanao ratsy! - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao TOMPO Andriamanitr’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely ô, mifohaza, tongava atỳ amiko ka jereo; mifohaza hanasazy ny mpanompo sampy, aza misy iantrana ireo mpivadika ratsy ireo. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Miverina nony hariva ireny ka mierona tahaka ny alika, sady mandehandeha eran'ny tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miverina ireny nony ny hariva ka mierona tahaka ny alika sady mandehandeha manerana ny tanàna.
malagasy
Miverina nony hariva ireny ka mierona tahaka ny alika, sady mandehandeha eran'ny tanàna.