Psalms 59:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, mirezadrezatra amin’ny vavany izy; sabatra no eo amin’ny molony; fa iza, hono, no handre?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miverina izy ny hariva dia manerona toy ny amboa mandeha manodidina ny tanàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony hariva, dia mitampody ny fahavaloko ka toa andian’alika mivovò mihaodihaody eran’ny tanàna.
Malagasy Bible 1865
Indro, mirezadrezatra amin'ny vavany izy; sabatra no eo amin'ny molony, fa iza, hono, no handre?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, mirezadrezatra amin’ny vavany izy; sabatra no eo amin’ny molony; fa iza, hono, no handre?
malagasy
Indro, mirezadrezatra amin'ny vavany izy; sabatra no eo amin'ny molony, fa iza, hono, no handre?