Psalms 59:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo Ianao, TOMPO ô, hihomehy azy; Ianao haneso ny firenena rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fanalikàna no mibasasaka avy ao am-bavany; sabatra no eo amin’ny molony: Iza moa no handre? hoy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Injao fa midaondaom-bava izy, ka ny teniny toy ny sabatra; heveriny fa tsy misy mandre azy.
Malagasy Bible 1865
Kanjo Hianao, Jehovah ô, hihomehy azy; Hianao haneso ny firenena rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo Ianao, TOMPO ô, hihomehy azy; Ianao haneso ny firenena rehetra.
malagasy
Kanjo Hianao, Jehovah ô, hihomehy azy; Hianao haneso ny firenena rehetra.