Psalms 59:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny herin’ireny dia hiandry Anao aho; fa Andriamanitra no fiarovana avo ho ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Ianao kosa, ry Iaveh, mihomehy azy ireo, mananihany ny firenena rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo Ianao, TOMPO ô, homehy azy; esoinao ny mpanompo sampy rehetra!
Malagasy Bible 1865
Koa noho ny herin'ireny dia hiandry Anao aho; fa Andriamanitra no fiarovana avo ho ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny herin’ireny dia hiandry Anao aho; fa Andriamanitra no fiarovana avo ho ahy.
malagasy
Koa noho ny herin'ireny dia hiandry Anao aho; fa Andriamanitra no fiarovana avo ho ahy.