Psalms 6:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho menatra sy hangovitra be ny fahavaloko rehetra; hihemotra izy ka ho menatra tampoka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nohenoin’i Iaveh ny fifonako, efa raisin’i Iaveh ny fivavahako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ren’ny TOMPO tokoa ny tarainako ary noraisiny ny vavaka nataoko.
Malagasy Bible 1865
Ho menatra sy hangovitra indrindra ny fahavaloko rehetra; hihodina izy ka ho menatra tampoka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho menatra sy hangovitra be ny fahavaloko rehetra; hihemotra izy ka ho menatra tampoka.
malagasy
Ho menatra sy hangovitra indrindra ny fahavaloko rehetra; hihodina izy ka ho menatra tampoka.