bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Bible
/
Compare Psalms 6:11
Psalms 6:11 — Compare Translations
2 translations compared side by side
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hangaihay sy ho raiki-tahotra ny fahavaloko rehetra; hihemotra izy, fa safo-kenatra tampoka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ho menatra avokoa ny fahavaloko; ho azon’ny horohoro izaitsizy anie ireo ka hiverina ilalana, feno henatra tampoka!