Psalms 6:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamindrà fo amiko, TOMPO ô, fa reraka aho; sitrano aho, TOMPO ô, fa mangozohozo ny taolako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh ô, aza sazînao amin’ny fahatezeranao aho, ary aza faizinao amin’ny fisafoahanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, tezitra amiko Ianao nefa aza faizina aho; vinitra amiko Ianao nefa aza sazîna aho.
Malagasy Bible 1865
Mamindrà fo amiko, Jehovah ô, fa reraka aho; sitrano aho, Jehovah ô, fa mihozohozo ny taolako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamindrà fo amiko, TOMPO ô, fa reraka aho; sitrano aho, TOMPO ô, fa mangozohozo ny taolako.
malagasy
Mamindrà fo amiko, Jehovah ô, fa reraka aho; sitrano aho, Jehovah ô, fa mihozohozo ny taolako.