Psalms 6:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mangorohoro loatra ny fanahiko; ary Ianao TOMPO ô, mandra-pahoviana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mamindrà fo amiko, ry Iaveh, fa reraka aho; sitrano aho, ry Iaveh, fa mangozohozo ny taolako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, iantrao aho fa reraka; TOMPO ô, sitrano fa lany hery.
Malagasy Bible 1865
Ny fanahiko koa dia mangovitra loatra; fa Hianao, Jehovah ô, mandra-pahoviana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mangorohoro loatra ny fanahiko; ary Ianao TOMPO ô, mandra-pahoviana?
malagasy
Ny fanahiko koa dia mangovitra loatra; fa Hianao, Jehovah ô, mandra-pahoviana?