Psalms 6:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miverena, TOMPO ô, afaho ny fanahiko, vonjeo aho noho ny famindramponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitebiteby loatra ny fanahiko, fa Ianao Iaveh mandra-pahoviana?...
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mangorohoro aoka izany aho; fa Ianao kosa re, TOMPO ô, aza mampiandry ahy ela loatra!
Malagasy Bible 1865
Miverena, Jehovah ô, afaho ny fanahiko; Vonjeo aho noho ny famindram-ponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miverena, TOMPO ô, afaho ny fanahiko, vonjeo aho noho ny famindramponao.
malagasy
Miverena, Jehovah ô, afaho ny fanahiko; Vonjeo aho noho ny famindram-ponao.