Psalms 6:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy misy fahatsiarovana Anao any amin’ny fahafatesana; iza no hidera Anao any amin’ny fitoeran’ny maty?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miverena, ry Iaveh, afaho ny fanahiko, vonjeo aho, noho ny famindram-ponao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, miverena hanafaka ahy, vonjeo aho noho ny fitiavanao.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy misy fahatsiarovana Anao any amin'ny fahafatesana, any amin'ny fiainan-tsi-hita iza no hidera Anao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy misy fahatsiarovana Anao any amin’ny fahafatesana; iza no hidera Anao any amin’ny fitoeran’ny maty*?
malagasy
Fa tsy misy fahatsiarovana Anao any amin'ny fahafatesana, any amin'ny fiainan-tsi-hita iza no hidera Anao?[Heb. Sheola]