Psalms 6:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lanin’alahelo ny masoko; efa pahina izy noho ny ataon’ny mpampahory ahy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Trotraka aho, azon’ny misento, ampo-dranomaso isan’alina ny fandriako; vonton’ny ranomasoko ny farafarako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Trotraky ny sento aho; ka isan’alina dia kotsan’ny tomaniko ny fandriako ary vonton-dranomaso ny kidoroko.
Malagasy Bible 1865
Lanin'alahelo ny masoko; efa pahina izy amin'ny ataon'ny mpampahory ahy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lanin’alahelo ny masoko; efa pahina izy noho ny ataon’ny mpampahory ahy rehetra.
malagasy
Lanin'alahelo ny masoko; efa pahina izy amin'ny ataon'ny mpampahory ahy rehetra.