Psalms 6:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mialà amiko, ianareo mpanao ratsy rehetra! Fa NY TOMPO efa nandre ny feon’ny fitomaniako,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lanin’alahelo ny masoko; efa mason’antitra noho ny ataon’ny mpanenjika ahy rehetra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Jembin’ny alahelo tokoa ireto masoko, efa pahina noho ny ataon’ny fahavaloko.
Malagasy Bible 1865
Mialà amiko, ianareo mpanao ratsy rehetra; fa Jehovah efa nandre ny feon'ny fitomaniako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mialà amiko, ianareo mpanao ratsy rehetra! Fa NY TOMPO efa nandre ny feon’ny fitomaniako,
malagasy
Mialà amiko, ianareo mpanao ratsy rehetra; fa Jehovah efa nandre ny feon'ny fitomaniako.