Psalms 6:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO efa nandre ny fangatahako; NY TOMPO mandray ny vavaka ataoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mialà amiko ianareo mpanao ratsy rehetra, fa efa ren’i Iaveh ny feon’ny fitomaniako,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mialà amiko ianareo rehetra mpanao ratsy, satria efa ren’ny TOMPO ny fitomaniako.
Malagasy Bible 1865
Jehovah efa nandre ny fangatahako; Jehovah no handray ny fivavahako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO efa nandre ny fangatahako; NY TOMPO mandray ny vavaka ataoko.
malagasy
Jehovah efa nandre ny fangatahako; Jehovah no handray ny fivavahako.Ho menatra sy hangovitra indrindra ny fahavaloko rehetra; hihodina izy ka ho menatra tampoka.