Psalms 60:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy Ianao va, Andriamanitra ô, izay nanary anay? Sady tsy nandeha niaraka tamin’ny antokon’ny miaramilanay, Andriamanitra ô?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tavin-drano fandroako i Moaba; anipazako ny kapako i Edôma; Mihobia ny voninahitro, ry tanin’i Filistinina!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Môaba hampiasaiko toy ny tavy fisasàko; i Edôma hanipazako kapa ho fananako; i Filistia hanaovako horakora-pandresena.»
Malagasy Bible 1865
Tsy Hianao va, Izay efa nanary anay, Andriamanitra ô. Sady tsy nivoaka niaraka tamin'ny antokon'ny miaramilanay, Andriamanitra ô?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy Ianao va, Andriamanitra ô, izay nanary anay? Sady tsy nandeha niaraka tamin’ny antokon’ny miaramilanay, Andriamanitra ô?
malagasy
Tsy Hianao va, Izay efa nanary anay, Andriamanitra ô. Sady tsy nivoaka niaraka tamin'ny antokon'ny miaramilanay, Andriamanitra ô? [Na: Tsy efa nanary anay va Hianao]