Psalms 60:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vonjeo amin’ny mpandrafy izahay! Fa zava-poana ny famonjena ataon’ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no hitondra ahy ho any amin’ny tanàna mimanda? Iza no hitarika ahy ho any Edôma?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no hampiditra ahy ho eo anivon’i Edôma? Zovy no hitondra ahy ho ao amin’ilay tanàna mafy?
Malagasy Bible 1865
Vonjeo amin'ny mpandrafy izahay; fa zava-poana ny famonjena ataon'ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vonjeo amin’ny mpandrafy izahay! Fa zava-poana ny famonjena ataon’ny olona.
malagasy
Vonjeo amin'ny mpandrafy izahay; fa zava-poana ny famonjena ataon'ny olona.Andriamanitra no haherezantsika; fa Izy no hanitsakitsaka ny fahavalontsika.