Psalms 60:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’Andriamanitra no hahavitantsika fandresen-dehibe; fa Izy no hanitsakitsaka ny fahavalontsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy Ianao izay efa nanary ahy va, ry Andriamanitra, Ianao, ry Andriamanitra izay efa tsy niara-nivoaka tamin’ny tafikay intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa tsy Ianao ihany ve, Andriamanitra ô? Kanefa izahay efa narianao mihitsy ary ny tafikay tsy iarahanao intsony.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra no haherezantsika; fa Izy no hanitsakitsaka ny fahavalontsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’Andriamanitra no hahavitantsika fandresen-dehibe; fa Izy no hanitsakitsaka ny fahavalontsika.
malagasy
Andriamanitra no haherezantsika; fa Izy no hanitsakitsaka ny fahavalontsika.