Psalms 60:13 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vonjeo amin’ny mpampahory anay izahy! Fa zava-poana ny famonjena avy amin’ny olombelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampio re izahay hiady amin’ilay mpandrafy, fa tsy mankaiza ny famonjena ataon’ny olona.