Psalms 60:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nampihorohoro ny tany Ianao ka nampitresaka azy. Amboary izay rava aminy fa mihozongozona izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fony izy niady tamin’ny Sirianina any Mesôpôtamia sy ny Sirianina any Sobà; sy tamin’ny niverenan’i Jôaba avy namely ny Edômita, tao amin’ny Lohasahan-tSira, ka nahafatesany roa arivo sy iray alin-dahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsiahivin’i Davida etoana ny nanafihany an’ireo Sirianina tany Mezôpôtamia sy tany Tsôbà; rehefa nody kosa, dia noresen’i Jôaba ny tafika edômita nisy miaramila 12 000.
Malagasy Bible 1865
Efa nampihorohoro ny tany Hianao ka namaky azy; amboary izay rava aminy, fa mihozongozona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nampihorohoro ny tany Ianao ka nampitresaka azy. Amboary izay rava aminy fa mihozongozona izy!
malagasy
Efa nampihorohoro ny tany Hianao ka namaky azy; amboary izay rava aminy, fa mihozongozona izy.