Psalms 60:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nampahita ny olonao zava-tsarotra Ianao ary efa nampisotro anay divay mampiraikiraiky.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Andriamanitra ô, nanary anay Ianao, nampihahaka anay, efa tezitra Ianao: ataovy mahita fitia aminao indray izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, narianao sy nahahakao izahay; kanefa na tezitra aza Ianao, dia velombelomy izahay.
Malagasy Bible 1865
Efa nampahita ny olonao zava-tsarotra Hianao, ary efa nampisotro anay divay mampiraikiraiky.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nampahita ny olonao zava-tsarotra Ianao ary efa nampisotro anay divay mampiraikiraiky.
malagasy
Efa nampahita ny olonao zava-tsarotra Hianao, ary efa nampisotro anay divay mampiraikiraiky.